• Panginoon, Ikaw ang aming gabay at ilaw sa bawat hakbang ng buhay. Sa oras na kami’y nahaharap sa mahahalagang desisyon, bigyan Mo po kami ng malinaw na isip at tamang pag-unawa.

    Gabayan Mo po kami sa pagpili ng landas na naaayon sa Iyong kalooban, at iparamdam sa amin ang kapayapaan sa bawat desisyon na aming gagawin. Nagtitiwala po kami na Ikaw, Panginoon ang maghuhubog ng aming buhay sa kabutihan. Sa pangalan ni Hesus, Amen.

    #PrayForThePhilippines
    Panginoon, Ikaw ang aming gabay at ilaw sa bawat hakbang ng buhay. Sa oras na kami’y nahaharap sa mahahalagang desisyon, bigyan Mo po kami ng malinaw na isip at tamang pag-unawa. Gabayan Mo po kami sa pagpili ng landas na naaayon sa Iyong kalooban, at iparamdam sa amin ang kapayapaan sa bawat desisyon na aming gagawin. Nagtitiwala po kami na Ikaw, Panginoon ang maghuhubog ng aming buhay sa kabutihan. Sa pangalan ni Hesus, Amen. #PrayForThePhilippines
    Love
    1
    0 Σχόλια 0 Μοιράστηκε 23 Views
  • « Ny teninao dia fanilo ho an’ny tongotro. »
    — Salamo 119:105

    Miarahaba antsika rehetra indray! 🖐

    Indraindray isika dia mahatsiaro very, tsy manana tetikasa mazava momban'ny fiainantsika fa toa entin'ny onjam-piainana eny fotsiny. Indraindray dia mety tampondalan-kaleha mihitsy aza. Mety mieritreritra koa isika fa mila mahatakatra sy mahita ny zavatra rehetra, ary manana vinavina ny ho avy vao afaka mandroso miaraka amin’Andriamanitra. Fa ny Baiboly kosa mampiseho zavatra hafa: Andriamanitra dia tsy voatery hanazava ny lalana iray manontolo, fa indraindray dia ny dingana manaraka fotsiny no hasehony.

    Ny andininteny noraisintsika androany dia milaza mazava fa "fanilo eo amin’ny tongotra" ny tenin'Andriamanitra. Fanilo eo amin'ny tongotra hoy izy, fa tsy jiro lehibe manazava ny lalana manontolo. Ny Teniny dia manome hazavana ampy ho an’ny anio. Tsy ho an’ny rahampitso, tsy ho an’ny folo taona ho avy — fa ho an’izao fotoana izao ihany. Tahaka izany ny fiasan'Andriamanitra indraindray, to ilay tany an’efitra, rehefa nanome ny mana ho an’ny vahoakan’i Isiraely Izy dia nomeny tsikelikely isan’andro izany. Tsy mihoatra, tsy latsaka. Fa maninona? Satria tiany hianatra hiankina Aminy tanteraka izy ireo.

    Koa aoka hajanona anio ny ahiahy rehefa tsy manana drafitra mazava momba ny ho avy isika. Aoka isika tsy hanahy ny amin’ny ampitso: na ny amin'ny asa mety amintsika, na ny fanapahan-kevitra tokony horaisintsika... Tsy nangataka antsika hitondra izany rehetra izany Andriamanitra anio. Ny mety ho adintsika amin’izao fotoana izao dia tsy ny hahafehy ny zavatra rehetra, fa ny hanao ilay dingana kely eo anoloantsika fotsiny.

    🏼 Tompo ô, tsy mahafehy na inona na inona amin'ny fiainanay izahay, ary Ianao dia mampianatra anay fa tsy maninona izany satria Ianao ilay mahefa ny zava-drehetra no miahy anay isan'andro. Ampio izahay hahatoky ny fitondranao, amboary ny fonay hahay hametraka tanteraka ny fiainanay eo am-pelatananao. Aoka ny teninao no tena hitondra anay isan'andro. Misaotra Tompo o, Amen.

    Raha hijery ireo lohahevitra sy famakafakàna andinin-tenin'ny Soratra Masina maro samihafa dia tsidiho sy araho (🏽) ny pejy.
    AZA ADINO NY MIZARA AMIN'IREO NAMANTSIKA MBA HAHAZOANY ANJARA AMIN'NY FAHASOAVANA! :)
    « Ny teninao dia fanilo ho an’ny tongotro. » — Salamo 119:105 Miarahaba antsika rehetra indray! 🖐 Indraindray isika dia mahatsiaro very, tsy manana tetikasa mazava momban'ny fiainantsika fa toa entin'ny onjam-piainana eny fotsiny. Indraindray dia mety tampondalan-kaleha mihitsy aza. Mety mieritreritra koa isika fa mila mahatakatra sy mahita ny zavatra rehetra, ary manana vinavina ny ho avy vao afaka mandroso miaraka amin’Andriamanitra. Fa ny Baiboly kosa mampiseho zavatra hafa: Andriamanitra dia tsy voatery hanazava ny lalana iray manontolo, fa indraindray dia ny dingana manaraka fotsiny no hasehony. Ny andininteny noraisintsika androany dia milaza mazava fa "fanilo eo amin’ny tongotra" ny tenin'Andriamanitra. Fanilo eo amin'ny tongotra hoy izy, fa tsy jiro lehibe manazava ny lalana manontolo. Ny Teniny dia manome hazavana ampy ho an’ny anio. Tsy ho an’ny rahampitso, tsy ho an’ny folo taona ho avy — fa ho an’izao fotoana izao ihany. Tahaka izany ny fiasan'Andriamanitra indraindray, to ilay tany an’efitra, rehefa nanome ny mana ho an’ny vahoakan’i Isiraely Izy dia nomeny tsikelikely isan’andro izany. Tsy mihoatra, tsy latsaka. Fa maninona? Satria tiany hianatra hiankina Aminy tanteraka izy ireo. Koa aoka hajanona anio ny ahiahy rehefa tsy manana drafitra mazava momba ny ho avy isika. Aoka isika tsy hanahy ny amin’ny ampitso: na ny amin'ny asa mety amintsika, na ny fanapahan-kevitra tokony horaisintsika... Tsy nangataka antsika hitondra izany rehetra izany Andriamanitra anio. Ny mety ho adintsika amin’izao fotoana izao dia tsy ny hahafehy ny zavatra rehetra, fa ny hanao ilay dingana kely eo anoloantsika fotsiny. 🙏🏼 Tompo ô, tsy mahafehy na inona na inona amin'ny fiainanay izahay, ary Ianao dia mampianatra anay fa tsy maninona izany satria Ianao ilay mahefa ny zava-drehetra no miahy anay isan'andro. Ampio izahay hahatoky ny fitondranao, amboary ny fonay hahay hametraka tanteraka ny fiainanay eo am-pelatananao. Aoka ny teninao no tena hitondra anay isan'andro. Misaotra Tompo o, Amen. ✅ Raha hijery ireo lohahevitra sy famakafakàna andinin-tenin'ny Soratra Masina maro samihafa dia tsidiho sy araho (👍🏽) ny pejy. ✅ AZA ADINO NY MIZARA AMIN'IREO NAMANTSIKA MBA HAHAZOANY ANJARA AMIN'NY FAHASOAVANA! :)
    0 Σχόλια 0 Μοιράστηκε 18 Views
  • My SINCERE PRAYERS For Everyone In My Life...!
    Amin Amin Amin L'Oruko Jesu!
    Amen Amen Amen
    #fypviralシ #viralreelschallenge #videos #TrendingNow #foryouシ #foryoupage
    #Endofyearprayer #HappyNewYear #ThankYouJesus
    #Amen #HalleluYah
    My SINCERE PRAYERS For Everyone In My Life...! Amin Amin Amin L'Oruko Jesu! Amen Amen Amen 🙏🔥🙏🔥🙏🔥 #fypviralシ #viralreelschallenge #videos #TrendingNow #foryouシ #foryoupage #Endofyearprayer #HappyNewYear #ThankYouJesus #Amen #HalleluYah
    Like
    Praying
    2
    0 Σχόλια 0 Μοιράστηκε 116 Views 62
  • PRAY ~ There is a Holy fear that grips you when you are in the Presence of THE Living GOD…Nothing else matters. #OLUWA #GOD #EMIMIMO #HOLYSPIRIT #JESU #JESUS #Mercy #Grace #HalleluYAH #AMEN #AMIN #ABBA #Bible #DE WORD
    PRAY ~ There is a Holy fear that grips you when you are in the Presence of THE Living GOD…Nothing else matters. #OLUWA #GOD #EMIMIMO #HOLYSPIRIT #JESU #JESUS #Mercy #Grace #HalleluYAH #AMEN #AMIN #ABBA #Bible #DE WORD
    Kneeling and Praying
    1
    0 Σχόλια 0 Μοιράστηκε 11 Views 3
  • Oh Lord, the changer of conditions, change our condition to a better one.
    ‎Bless us with fortunes of eternity and world that you know are good for us and turn away from us all evil, in Jesus name Amin
    Oh Lord, the changer of conditions, change our condition to a better one. ‎Bless us with fortunes of eternity and world that you know are good for us and turn away from us all evil, in Jesus name Amin
    Praying
    1
    0 Σχόλια 0 Μοιράστηκε 11 Views